# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Solomona dia mamindra fo ny fiainan'i Adonia. # na dia singam-bolony iray aza tsy ho latsaka amin'ny tany Ity dia fanitarana hilazàna fa i Solomona dia hampilamina an'i Adonia. D.H: "na dia singam-bolo iray amin'ny lohany aza no hilatsaka" na "hampilamina azy aho" # faharatsiana kosa no hita ao aminy, Ny anarana "haratsiam-panahy" dia azo lazaina ho matoanteny. Izany dia voalaza toy ny zavatra izay hita ao amin'ny fitoeran-javatra iray. D.H: "izy dia manao izay ratsy"