# hitan'ireo Syriana "nahatakatra ireo Syriana" # fanampin-kery "miaramila bebe kokoa" # Sofaka ... Hadarezera Ireo no anaran'ireo lehilahy. # nilazàna izany i Davida D.H: Rehefa nilaza izany an'i Davida ny mpitondra hafany. # nandahatra "nandrindra" # niady taminy izy ireo "niady tamin'i Davida sy ireo miaramilany ireo Arameana"