forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
753 B
Markdown
20 lines
753 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Paoly dia manomboka milaza zavatra maro samihafa izay mitranga rehefa manamarina ireo mpino ao aminy Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# isika .... tsika
|
||
|
|
||
|
Ny "isika" sy "-ntsika" rehetra eto dia manondro ireo mpino rehetra.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny alalan'ny Tompontsika Jesosy Kristy
|
||
|
|
||
|
"noho i Jesosy Kristy Tompontsika"
|
||
|
|
||
|
# Tompo
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "Tompo" dia midika fa Jesosy dia Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Amin'ny alalany ihany koa no ananantsika lalana amin'ny finoana mankao amin'izany fahasoavana izay ijoroantsika izany.
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "amin'ny finoana" dia maneho ny fitokiantsika amin'i Jesosy, izay mamela antsika hijoro eo anoloan'Andriamanitra. DH: "Satria matoky an'i Jesosy isika, dia mamela antsika hankeo amin'ny fanatrehany Andriamanitra"
|