forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
450 B
Markdown
12 lines
450 B
Markdown
|
# ranomasina fitaratra
|
||
|
|
||
|
Afaka atao mazava tsara hoe: 1) ny ranomasina dia resahina toy ny hoe fitaratra. DH: "ranomasina izay malama tahaka ny fitaratra" na 2) ny fitaratra dia resahina toy ny hoe ranomasina. DH: "fitaratra izay midadasika tahaka ny ranomasina"
|
||
|
|
||
|
# tahaka ny kristaly
|
||
|
|
||
|
Afaka atao mazava tsara hoe: "mazava tahaka ny kristaly"
|
||
|
|
||
|
# teo afovoan'ny seza fiandrianana sy nanodidina izany
|
||
|
|
||
|
"Akaikin'ny seza fiandrianana sy nanodidina izany"
|