forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
494 B
Markdown
8 lines
494 B
Markdown
|
# aza hazonina aminay ity fahotana ity
|
||
|
|
||
|
Ny fihazonana ny fahotan'ny olona hanohitra azy ireo dia hilazana fa meloka noho ny fahotany izy ireo. Eto dia manambara ny fanasaziana azy ireo noho ny fahotan'izy ireo izany.
|
||
|
|
||
|
# Aza avela ho toy ny zaza vao teraka maty izay lany ny antsasaky ny nofony
|
||
|
|
||
|
Nahatonga ny vatany ho lo mandra-pahafatiny ny habokan'i Miriama. Ny fahalovan'ny vatana dia resahina toy ny hoe nohanina izany. DH: "Aza avela ho tahaka ny zaza vao teraka izay lo ny vatany re izy"
|