forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
720 B
Markdown
12 lines
720 B
Markdown
|
# Semaia ... Delaia ... Mehetabela
|
||
|
|
||
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|
||
|
|
||
|
# izay tsy afa-nihetsika tao an-tranony
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra dia tsy nanome ny antony amin'ny tsy nahafahany nietsika, koa tsara raha lazaina fa nijanona tao an-tranony izy. DH: "izay nodidian'ireo manam-pahefana hijanona tao an-tranony"
|
||
|
|
||
|
# Lehilahy tahaka ahy ve no andeha handositra? Hiditra ao an-tempoly mba hahazoany manavotra ny ainy ve ny lehilahy tahaka ahy?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa ireo fanontaniana fampisainana ireo i Nehemia mba hanamafisana fa tsy hanao izay notenenin'i Semaia izy. Ireo fanontaniana ireo dia azo avadika ho fanambara. DH: "Ny lehilahy tahaka ahy dia tsy mandositra. Ary ny lehilahy tahaka ahy dia tsy andeha hiafina ao an-tempoly mba ho velona."
|