forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
496 B
Markdown
8 lines
496 B
Markdown
|
# manaraka ireo lalàko sy mitandrina ireo didiko ary mankato izany ianareo
|
||
|
|
||
|
Ireo dia fomba telo entina hilazana zavatra mitovy. Ireo dia manamafy fa ny olona dia tsy maintsy mankatò ny zava-drehetra izay nandidian'Yaveh hataon'izy ireo. DH: "Raha mankatò ny lalàko sy ny didiko ianareo"
|
||
|
|
||
|
# manaraka ireo lalàko
|
||
|
|
||
|
Ny fitondrantena araka ny lalàna dia resahina toy ny hoe manaraka ny lalàny izy ireo. DH: "raha mitondratena araka ny lalàko ianareo" na "raha miaina araka ny lalàko ianareo"
|