forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
429 B
Markdown
4 lines
429 B
Markdown
|
# aoka ho esorina eo amin'ny vahoakany izany lehilahy izany
|
||
|
|
||
|
Ny olona izay voahiliky ny fiaraha-moniny dia resahina toy ny hoe nesorina teo amin'ny vahoakany, tahaka ny fandrovitana singan-damba iray na fanapahana rantsan-kazo iray hiala amin'ny vatan-kaz. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 7:19. DH: "izany olona izany dia tsy hiara-honina amin'ny vahoakany intsony" na "aoka hosarahinareo amin'ny vahoakany izany olona izany"
|