forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
871 B
Markdown
36 lines
871 B
Markdown
|
# Nadaba sy Abiho
|
||
|
|
||
|
Ireo dia anaran'ny zanaka lahin'i Arona.
|
||
|
|
||
|
# fitondran'afo
|
||
|
|
||
|
vata tsy dia lalina izay ampiasaina'ireo mpisororna hitiondrana vain'afo na ditin-kazo manitra
|
||
|
|
||
|
# nanisy afo teo amin'izany
|
||
|
|
||
|
"nanisy vain'afo teo amin'izany"
|
||
|
|
||
|
# Avy eo izy ireo nanolotra afo tsy nekena teo anatrehan'i Yaveh, izay tsy nandidiany azy ireo mba ho atolotra
|
||
|
|
||
|
"Kanefa tsy neken'i Yaveh ny fanatitr'izy ireo satria tsy nifanaraka tamin'izay nandidiany azy ireo mba hatolotra"
|
||
|
|
||
|
# afo tsy nekena
|
||
|
|
||
|
"afo tsy neken'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# Koa nisy afo nivoaka avy teo anatrehan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
"koa nandea afo Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# nivoaka avy teo anatrehan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
"nivoaka vy tao amin'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# nandevona azy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny fandoran'ny afo tanteraka ny olona dia resahina toy ny hoe nandevona na nanafoana azy ireo tanteraka ilay afo.
|
||
|
|
||
|
# maty teo anoloan'i Yaveh izy ireo
|
||
|
|
||
|
"maty teo amin'ny fanatrehan'i Yaveh izy ireo"
|