plt_tn/lev/07/17.md

24 lines
614 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# amin'ny andro fahatelo
Io dia laharan'isa fahatelo. DH: "aorian'ny andro faharoa"
# aoka ho dorana
DH: "aoka ho doran'ilay olona izany"
# Raha misy henan'ny sorona amin'izay fanati-pihavanana nohanina amin'ny andro fahatelo
DH: "Raha misy mihinana ny henan'ny soron'ny fanati-pihavanana amin'ny andro fahatelo"
# tsy ho ekena izany
DH: "Tsy hanaiky izany Yaveh"
# na ho tanan'izay nanolotra izany
DH: "na hankasitraka ny sorona izay natolotr'ilay olona i Yaveh"
# hitondra ny heloky ny otany
Ny olona iray izay tompon'andraikitra amin'y otany dia resahina toy ny hoe mitondra ilay ota ara-batana izy.