forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
515 B
Markdown
8 lines
515 B
Markdown
|
# Tompo, hanasa ny tongotro ve Ianao?
|
||
|
|
||
|
Ny fanontanian'i Petera dia mampiseho fa izy dia tsy vonona ny ho sasain'i Jesosy ny tongony. DH: "Tompo, tsy mety Aminao ny manasa ny tongotro, izay mpanota!"
|
||
|
|
||
|
# Raha tsy manasa ny tongotrao Aho, dia tsy manana anjara ato amiko ianao
|
||
|
|
||
|
Eto Jesosy dia mandresy lahatra an'i Petera mba hamela Azy hanasa ny tongony. Jesosy dia milaza fa tokony hamela Azy hanasa ny tongony Petera raha mbola te-hijanona ho mpianany izy. DH: "Raha manasa anao Aho, dia ho Ahy mandrakizay ianao"
|