forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
940 B
Markdown
20 lines
940 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Nisy Jiosy sasany izay teo nanomboka nifamaly ary Jesosy namaly ny fanontanian'izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Ahoana no afahan'io lehilahy io manome antsika ny nofony hoanina?
|
||
|
|
||
|
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanamafisana fa ireo mpitarika Jiosy dia tohina tamin'izay nambaran'i Jesosy mahakasika "ny nofony." DH: "Tsy misy fomba afahan'io lehilahy io mampinana ny nofony ho antsika!"
|
||
|
|
||
|
# marina, dia marina tokoa
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.
|
||
|
|
||
|
# mihinana ny nofon'ny Zanak'Olona ianareo sy misotro ny ràny
|
||
|
|
||
|
Eto ny fehezanteny hoe "mihinana ny nofo" sy ny hoe "misotro ny ràny" dia sari-teny izay mampiseho fa ny fahatokiana an'i Jesosy, ilay Zanak'Olona, dia tahaka ny mahazo sakafo sy zava-mpisotro ara-panahy. DH: "raiso tahaka ny handraisanareo hanina sy zava-pisotro ny Zanak'Olona"
|
||
|
|
||
|
# tsy hanana fiainana ao aminareo
|
||
|
|
||
|
"tsy hahazo ny fiainana mandrakizay ianareo"
|