forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
637 B
Markdown
20 lines
637 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Jesosy dia manohy miresaka amin'ny vahoaka sy ireo Jiosy mpitarika ihany koa.
|
||
|
|
||
|
# mitaona
|
||
|
|
||
|
Ity dia afaka midika hoe "misarika"
|
||
|
|
||
|
# Izany dia voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpaminany
|
||
|
|
||
|
DH: "Ireo mpaminany dia nanoratra"
|
||
|
|
||
|
# Izay rehetra nandre sy nianatra tamin'ny Ray no manatona Ahy
|
||
|
|
||
|
Ireo Jiosy dia nieritreritra fa Jesosy dia "zanak'i Josefa" (Jereo ny 6:41), kanefa Izy dia ilay Zanak'Andriamanitra satria Andriamanitra no Rainy, fa tsy Josefa. Ireo izay tena nianatra tamin'Andriamanitra Ray dia mino an'i Jesosy, izay Andriamanitra Zanaka.
|
||
|
|
||
|
# Ray
|
||
|
|
||
|
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
|