plt_tn/jhn/06/04.md

16 lines
630 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny tranga ao amin'ny tantara dia manomboka ao amin'ny andininy faha 5.
# Ary ny Paska, ilay andro firavoravoan'ny Jiosy, dia efa akaiky
Nahaton'i Jaona ny filazana ireo tranga ao amin'ny tantara mba hanomezana fampahafantarana fohy momban'ny fotoana hisehoan'ireo tranga.
# Fa Jesosy niteny izany mba hitsapana an'i Filipo, fa efa fantany izay ho ataony
Nahaton'i Jaona vetivety ny filazana ny momba ireo tranga ao amin'ny tantara mba hanazavana ny antony nanontanian'i Jesosy an'i Filipo ny amin'izay hividianana mofo.
# fa efa fantany izay ho ataony
Fantatr'i Jesosy izay ho ataony.