forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
405 B
Markdown
12 lines
405 B
Markdown
|
# marina, dia marina tokoa
|
||
|
|
||
|
Adikao amin'ny fomba hanamafisan'ny teninao ity fa izay manaraka eo dia manan-danja sy marina. Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 1:49.
|
||
|
|
||
|
# handre ny feon'ny Zanak'Andriamanitra ny maty, ary ho velona ireo izay mandre
|
||
|
|
||
|
Ny feon'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra, dia hanangana ny olona maty avy ao am-pasana.
|
||
|
|
||
|
# Zanak'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.
|