forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
790 B
Markdown
20 lines
790 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miteny Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Mamafaza fahamarinana ho an'ny tenanareo, ary jinjao ny voakatry ny tsy fivadiham-panekena
|
||
|
|
||
|
Ny fahamarinana sy ny tsy fivadiham-panekena dia resahina toy ny hoe vokatra izay azo afafy sy jinjaina.
|
||
|
|
||
|
# Vakio ny tany mbola tsy nohasainareo
|
||
|
|
||
|
Rehefa tsy "voahasa" sy tany dia mbola tsy vonona ny hambolena. Ny tian'i Yaveh ambara dia tiany hibebaka ny olony mba hahafahan'izy ireo manao izay marina.
|
||
|
|
||
|
# Efa namboly faharatsiana ianareo; dia nijinja ny tsy rariny
|
||
|
|
||
|
Ny faharatsiana sy ny tsy rariny dia resahina toy ny hoe vokatra izay azo afafy sy jinjaina.
|
||
|
|
||
|
# Efa nihinana ny voan'ny fitaka ianareo
|
||
|
|
||
|
Ny vokatry ny fitaka dia resahina toy ny hoe sakafo izay azo hohanina. DH: "Ankehitriny ianareo dia mizaka ny vokatry ny fifamitahanareo"
|