forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
926 B
Markdown
16 lines
926 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miteny ny vahoakan'Israely.
|
||
|
|
||
|
# Ry Yaveh, nahoana no avelanao hirenireny hiala amin'ny lalanao izahay ary manamafy ny fonay, mba tsy hankatoavanay Anao?
|
||
|
|
||
|
Eto ny mpanoratra dia mampiasa fanontaniana mba hanehoana ny fitarainan'ny olona amin'Andriamanitra. Io fanontaniana io dia afaka adika ho fehezanteny. DH: "Ry Yaveh, nataonao nirenireny niala tamin'ny lalanao sy hanjary ho mafy loha izahay mba tsy hankatoavanay Anao."
|
||
|
|
||
|
# nahoana no avelanao hirenireny hiala amin'ny lalanao izahay
|
||
|
|
||
|
Ny tsy fanaovana izay andidian'i Yaveh dia resahina toy ny hoe olona izay mirenireny miala amin'ny lala-marina izany. DH: "nahoana no nanao izany zavatra tsy mety izany Ianao"
|
||
|
|
||
|
# manamafy ny fonay
|
||
|
|
||
|
Io dia midika hoe lasa manohitra ny fampianaran'i Yaveh amin'ny fandavana tsy hihaino sy hankatoa Azy. Eto ny "fo" dia manambara ny fahazotoana, ny fihetseham-po ary ny fanirian'izy ireo.
|