forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
1.2 KiB
Markdown
16 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Aiza ny fanamarinam-pisarahana izay nisarahako tamin'ny reninareo?
|
||
|
|
||
|
Ziona dia resahin'i Yaveh toy ny hoe renin'ny vahoaka izay nonina tao ny tanàna ary ny fandefasana ny vahoaka ho any an-tsesitany toy ny hoe nisaraka tamin'ny renin'izy ireo Izy.
|
||
|
|
||
|
# Aiza ny fanamarinam-pisarahana izay nisarahako tamin'ny reninareo?
|
||
|
|
||
|
Mametraka io fanontaniana fampisainana io Yaveh mba hamoaka ny "fanamarinam-pisarahana", izay hahatonga ny antony nandefasan'i Yaveh azy ireo ho any an-tsesitany ny vahoaka. DH: "Asehoy ahy ny fanamarinam-pisarahana izay nisarahako tamin'ny reninareo."
|
||
|
|
||
|
# Iza tamin'ireo mpampisambotra Ahy no nivarotako anareo?
|
||
|
|
||
|
Mametraka io fanontaniana fampisainana io Yaveh mba hanindriana fa tsy nivarotra azy izy ireo Izy satria nananan'ny mpampisambotra vola Izy. Mazava fa izany no noheverin'ny olona. DH: "Tsy nivarotra anareo Aho satria nananan'ny olona vola."
|
||
|
|
||
|
# namidy ianareo noho ireo fahotanareo, ary noho ireo fikominareo, dia nalefa nandeha ny reninareo
|
||
|
|
||
|
Manome ny antony nandefasany ny vahoaka ho any an-tsesitany, izay resahiny toy ny hoe nivarotra azy ireo ary nisaraka tamin'ny renin'izy ireo Yaveh. DH: "Nivarotra anareo noho ny fahotanareo Aho, ary nisaraka tamin-dreninareo noho ny fikomianareo"
|