forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Tadiavo ao amin'ny horonan-taratasin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "ny horonan-taratasin'i Yaveh" dia midika fa misy ny hafatra izay nolazain'i Yaveh izany. DH: "Vakio tsara izay nosoratana tao amin'izany horonan-taratasy izay misy ny hafatr'i Yaveh izany"
|
||
|
|
||
|
# tsy misy iray amin'ireo
|
||
|
|
||
|
"tsy misy iray amin'ireo biby ireo"
|
||
|
|
||
|
# Tsy misy tsy hanana namana
|
||
|
|
||
|
DH: "Hanana namana avokoa ny biby tsirairay avy"
|
||
|
|
||
|
# fa ny vavany no efa nandidy izany
|
||
|
|
||
|
Tondroina amin'ny "vavany" Yaveh mba hanindriana izay efa nolazainy. DH: "fa Yaveh no efa nandidy izany"
|
||
|
|
||
|
# Nanao filokana ho an'ny toeran'ireo Izy
|
||
|
|
||
|
Io dia miresaka an'i Yaveh manapa-kevitra ny amin'izay hoe aiza no hametrahana ireo biby toy ny hoe nanao an-tsapaka hifidianana ny toeran'ireo mihitsy Izy. DH: "Efa namaritra izay hitoeran'ireo Izy"
|
||
|
|
||
|
# ary ny tanany no nandrefy izany tamin'ny tady ho azy ireo
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny fomba izay andrefesan'ny olona ireo zavatra tamin'ny fotoan'ny baiboly. DH: "ary nanome toerana ho an'ireo biby Izy"
|
||
|
|
||
|
# hatramin'ny taranaka faramandimby no
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "taranaka faramandimby" dia manondro ny taranaky ny vahoaka rehetra izay hiaina amin'ny hoavy. Jereo ny nandikanao ny andianteny hoe "hatramin'ny taranaka faramandimby" ao amin'ny 13:19. DH: "mandrakizay no" na "ho mandrakizay"
|