forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# fitsipika fototra
|
||
|
|
||
|
Eto ny ''fitsipika'' dia midika hoe torolalana na fenitra ho an'ny fanapahan-kevitra. DH: "fahamarinana fototra"
|
||
|
|
||
|
# Ronono no ilainareo
|
||
|
|
||
|
Ny fampianarana ny momban'Andriamanitra izay mora takarina dia resahina toy ny hoe ronono, izay sakafo tokana azon'ny zazakely hoanina. DH: "Ianareo dia lasa toy ny zazakely ary tsy afaka misotro afa-tsy ronono ihany"
|
||
|
|
||
|
# fa tsy ventin-tsakafo
|
||
|
|
||
|
Ny fampianarana ny momban'Andriamanitra izay sarotra takarina dia resahina toy ny hoe ventin-tsakafo, mety ho an'ny olon-dehibe. DH: "Fa kosa ny ventin-tsakafo, izay afaka hoanin'ny olon-dehibe"
|
||
|
|
||
|
# satria izy dia mbola zazakely
|
||
|
|
||
|
Ity dia miresaka ny mpino izay afaka mahatakatra ireo fampianarana tsotran'ny filazantsara fotsiny toy ny hoe zazakely ara-bakiteny izy.
|
||
|
|
||
|
# Ireo dia izay voahofana tamin'ny fanavahana ny tsara amin'ny ratsy ny fahatakarany nohon'ny fahamatoran'izy ireo
|
||
|
|
||
|
Ny olona nofanina mba hatakatra zavatra dia resahina toy ny hoe nofanina ny fahaizana manakatra. DH: "izay matotra ary afaka manavaka ny tsara amin'ny ratsy"
|