forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
482 B
Markdown
20 lines
482 B
Markdown
|
# fianianan'Andriamanitra hiaro azy.
|
||
|
|
||
|
"ny fianianana nataonao teo anatrehan'Andriamanitra miaro azy"
|
||
|
|
||
|
# ny didin'ny mpanjaka
|
||
|
|
||
|
D.H: "izay lazain'ny mpanjaka dia lalàna"
|
||
|
|
||
|
# Aza malaina amin'ny fanatrehana azy
|
||
|
|
||
|
Mety midika 1) aza maika handao ny fanatrehany na 2) mampitoetra antsaram-panahy amin'ny mpanjaka, aza maika ny hiala aminy mankany an-kafa.
|
||
|
|
||
|
# iza no hiteny aminy hoe
|
||
|
|
||
|
D.H: "tsy misy na iray hilaza aminy"
|
||
|
|
||
|
# Inona ity ataonao?
|
||
|
|
||
|
D.H: "tsy tokony hanao izay ataonao ianao."
|