forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
460 B
Markdown
8 lines
460 B
Markdown
|
# ankohonan'ny Israely manontolo
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "ankohonana" dia fibangoan-teny ilazana ny olona izay mipetraka ao amin'ilay trano sy ny taranany. DH: "ny taranak'Israely rehetra" na "ny vahoakan'Israely rehetra"
|
||
|
|
||
|
# miverina amin'i Yaveh amin'ny fonareo rehetra
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "amin'ny fonareo rehetra" dia fomba fiteny izay midika fanoloran-tena tanteraka amin'ny zavatra iray. DH: "manolo-tena tanteraka amin'ny fanompoana sy fankatoavana an'i Yaveh irery ihany"
|