forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
765 B
Markdown
12 lines
765 B
Markdown
|
# ankihikeliko dia lehibe noho ny valahan'ny raiko
|
||
|
|
||
|
Io sarinteny io dia midika fa mbola mampijaly sy mampatahotra mihoatra noho ny rainy i Rehoboama. DH: "Izay hataoko dia mba hanaovana ny zioganareo ho mavesatra noho ny izay napetraky ny rainy taminareo"
|
||
|
|
||
|
# Ny raiko nanafay anareo tamin'ny karavasy fa izaho kosa hanafay anareo amin'ny maingoka
|
||
|
|
||
|
Io sarinteny io dia midika fa ny sazin'i Rehoboana dia mitetika ny hanome ratsy kokoa mihoatra izay nomen'ny rainy. DH: "Mampiasa ny valahiny mba hanery anareo mba hiasa ny raiko fa izaho hampiasa sazy mafy kokoa aza"
|
||
|
|
||
|
# hanafay anareo amin'ny maingoka
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "maingoka" dia mety manondro ny 1) karavasy misy vy maranitra eo amin'ny vodiny na 2) hala tahaka ny zava-manan'aina izay misy tsindrona misy poizina.
|