plt_tn/1ch/24/04.md

12 lines
264 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nozarazarain'izy ireo
"Davida, Zadoka, ary Ahimeleka nizara."
# antoko enina ambin'ny folo
"antoko 16"
# Valo ireo fizarazarana ireo raha isaina, izay mifandraika amin'ny fokon'izy ireo avy
"Nisy fizarana 8 nifototra tamin'ny fokon'ny taranak'Itamara tao."