forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
297 B
Markdown
12 lines
297 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mitohy miresaka amin'i Solomona i Davida.
|
||
|
|
||
|
# mpamaky vato, mpanao trano
|
||
|
|
||
|
Ireo dia samy mpiasa izay manapaka vato sy manomana izany ho an'ny mpanorina mba hampiasainy amin'ny rindrina sy ny fanorenana.
|
||
|
|
||
|
# mpandrafitra
|
||
|
|
||
|
Ireo dia olona izay miasa amin'ny hazo.
|