forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
524 B
Markdown
16 lines
524 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy miresaka amin'ny vahoaka i Zakaria.
|
||
|
|
||
|
# fa izy ireo no ho firavaky ny satro-boninahitra
|
||
|
|
||
|
DH: "ao amin'ny tanintsika dia ho tahaka ny vato tsara tarehy eo amin'ny satro-boninahitra izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Haniry eo amin'ny vary ny tovolahy
|
||
|
|
||
|
Hiaina eo amin'ny sakafo izay azon'izy ireo amin'ny fijinjana ireo tovolahy.
|
||
|
|
||
|
# ary ny virijiny eo amin'ny voaloboka mamy
|
||
|
|
||
|
Hankafy divay vaovao ireo tovovavy. Ireo fanondroana hoe tovolahy sy tovovavy ireo dia manambara ny mponin'Israely manontolo.
|