forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Ity no fanombohan'ny tantaran'ireo mpitarika fivavahana izay nitetika ny hamandrika an'i Jesosy tamin'ny alalan'ny fanontaniana saro-baliana maro. Eto ireo Fariseo dia manontany Azy momba ny fandoavan-ketra amin'i Kaisara.
|
||
|
|
||
|
# fomba mety hamandrihana an'i Jesosy amin'izay noteneniny
|
||
|
|
||
|
"ahaoana no ahafahan'izy ireo mampilaza zavatra tsy mety an'i Jesosy mba hahafahan'izy ireo misambotra Azy"
|
||
|
|
||
|
# ireo mpianatr'izy ireo ... Herodiana
|
||
|
|
||
|
Ireo mpianatr'ireo Fariseo dia nanohana ny fandoavan-ketra amin'ireo manam-pahefana Jiosy ihany. Ireo Herodiana dia nanohana ny fandoavan-ketra amin'ireo manam-pahefana Romana. Midika izany fa nino ireo Fariseo fa na inona na inona lazain'i Jesosy, dia hanafintohina ny iray amin'ireo vondrona ireo Izy.
|
||
|
|
||
|
# Herodiana
|
||
|
|
||
|
Ireo dia manan-pahefana sady mpanara-dia an'i Heroda. Mpinamana tamin'ireo manam-pahefana Romana izy.
|
||
|
|
||
|
# ary tsy mitanila
|
||
|
|
||
|
"tsy maneho haja manokana amin'ny olona sasany Ianao" na "misy olona sasany tsy ataonao manan-danja kokoa nohon'ny olona hafa"
|
||
|
|
||
|
# fandoavan-ketra any amin'i Kaisara
|
||
|
|
||
|
Tsy nandoa hetra mivantana tamin'i Kaisara ny olona fa tamin'ny iray amin'ireo mpamory hetrany. DH: "mandoa ireo hetra izay takian'i Kaisara"
|