forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
998 B
Markdown
32 lines
998 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Manohy mampiasa ankizy kely i Jesosy mba hampianarana ireo mpianatra, ary milaza fanoharana mba hanehoana ny fiahian'Andriamanitra ny olona.
|
||
|
|
||
|
# Inona no eritreritrareo?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana io i Jesosy mba hisintonana ny sain'ireo olona. DH: "Hevero ny fanaon'ny olona"
|
||
|
|
||
|
# Raha misy ... zay tsy nankany amin'ny lalan-diso izy
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanoharana i Jesosy mba hampianarana ireo mpianany.
|
||
|
|
||
|
# zato ... sivy amby sivifolo
|
||
|
|
||
|
"100 ... 99"
|
||
|
|
||
|
# tsy handao ... nankany amin'ny lalan-diso?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa fanontaniana i Jesosy mba hampianarana ireo mpianany. DH: "handao ... nankany amin'ny lalan-diso foana izy"
|
||
|
|
||
|
# lazaiko marina aminareo
|
||
|
|
||
|
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
|
||
|
|
||
|
# tsy sitraky ny Rainareo any an-danitra ny hahavery ny iray amin'ireo madinika ireo
|
||
|
|
||
|
Azo atao hoe DH: "Tian'ny Rainareo any an-danitra mba ho velona avokoa ireto madinika ireto"
|
||
|
|
||
|
# Rainareo
|
||
|
|
||
|
Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra io.
|