plt_tn/jer/37/16.md

20 lines
422 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# natao tao amin'efitra ambanin'ny tany i Jeremia
DH: "natao'ireo manam-pahefana tao amin'ny efitra izay tany ambanin'ny tany i Jeremia"
# hitondra azy
"hitondra an'i Jeremia"
# tranony
"ny lapan'i Zedekia mpanjaka"
# ho atolotra ... ianao
Ny teny "ianao" eto dia manondro an'i Zedekia mpanjaka sy ny vahoakany.
# ho atolotra eo an-tanan'ny mpanjakan'ny Babilona
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 32:3.