forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
740 B
Markdown
20 lines
740 B
Markdown
|
# telo
|
||
|
|
||
|
"3"
|
||
|
|
||
|
# nandefa fanahy ratsy teo amin'i Abimeleka sy ireo mpitarik'i Sekema Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Izany dia midika fa nampiharin'Andriamanitra ny hozona nataon'i Jotama tamin'ny fandefasany fanahy ratsy mba hampisy korontanana sy habibiana eo amin'i Abimeleka sy ireo mpitarik'i Sekema.
|
||
|
|
||
|
# Nanao izany Andriamanitra mba ho voavaly faty ny herisetra ... nanampy azy namono an'ireo rahalahiny izy ireo.
|
||
|
|
||
|
Azo adika amin'ny fomba hafa ihany koa izany. DH: "Nanao izany Andriamanitra mba hamaliany faty ireo zanaka lahy fitopolo izay novonoin'i Abimeleka rahalahin'izy ireo ary nanampy tamin'ny famonoana ireo lehilahin'i Sekema"
|
||
|
|
||
|
# fitopolo
|
||
|
|
||
|
"70"
|
||
|
|
||
|
# Jerobala
|
||
|
|
||
|
Anarana hafa fiantso an'i Gideona izany. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 6:31.
|