forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
677 B
Markdown
16 lines
677 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola nanohy nilaza ny fanoharana ihany i Jotama, dia ny fanoharany ny vondron'olona samy hafa amin'ny hazo izany.
|
||
|
|
||
|
# Hoy ireo hazo tamin'ilay voaloboka
|
||
|
|
||
|
Amin'izany fanoharana izany dia manoritsoritra izay ataon'ireo hazo sy ilay voaloboka tahaka ny olombelona i Jotama.
|
||
|
|
||
|
# Tokony hafoiko ve ny divay vaovaoko ... eo amin'ireo hazo hafa?
|
||
|
|
||
|
Nametraka izany fanontaniana izany ny voaloboka mba handavany tsy ho mpanjaka. Azo adika toy izao ihany koa izany fanontaniana izany DH: "Tsy ho foiko ny divaiko vaovao ... eny amin'ny hazo hafa."
|
||
|
|
||
|
# tsilon-draketa
|
||
|
|
||
|
Sady matsokotsoko no mandratra. Ny raketa dia rakotra tsilo manindrona ny vatany.
|