forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
626 B
Markdown
16 lines
626 B
Markdown
|
# Henoy Aho
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# izay efa nentiko mialohan'ny fahaterahanareo, efa nobabeko hatrany am-bohoka
|
||
|
|
||
|
Ny firenen'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona, ary ny fiandohan'ny firenena toy ny hoe fahaterahany.
|
||
|
|
||
|
# izay efa nentiko
|
||
|
|
||
|
Ny fanampiana sy fanavotana ny vahoakan'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe nilanja azy ireo Izy. DH: "izay nolanjaiko"
|
||
|
|
||
|
# Eny fa na dia amin'ny taom-pahanteranareo aza dia Izaho no Izy, ary mandra-paha fotsy ny volonareo dia hitondra anareo Aho
|
||
|
|
||
|
Ny firenen'Israely tratra antitra tokoa dia resahin'i Yaveh toy ny hoe olona antitra izay fotsy volo izany.
|