forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
477 B
Markdown
16 lines
477 B
Markdown
|
# Ho ritra ny ranon'ny ranomasina, ary ho ritra ny ony ka ho foana
|
||
|
|
||
|
"Ny ranomasina" no niantsoan'ny Egyptiana ny Reniranon'i Neily. Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "Ho ritra tanteraka ny Reniranon'i Neily"
|
||
|
|
||
|
# tonga rano maimbo
|
||
|
|
||
|
"hasiso"
|
||
|
|
||
|
# hihena
|
||
|
|
||
|
"hilatsaka"
|
||
|
|
||
|
# halazo ny volotara sy ny zozoro
|
||
|
|
||
|
Ny "volotara sy ny zozoro" dia ilazana karazana zava-maniry mitovitovy ihany. DH: "ireo zava-maniry manaraka ny moron'ny renirano dia ho faty sy ho lo"
|