forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
909 B
Markdown
20 lines
909 B
Markdown
|
# Fa nisy fanafoanana ny didy teo aloha
|
||
|
|
||
|
'"Andriamanitra tsy nanaiky ny didy tamin'ny fotoana voalohany"
|
||
|
|
||
|
# Fa tsy nisy zavatra nataon'ny lalàna tonga lafatra
|
||
|
|
||
|
Ny lalàna dia resahina toy ny hoe olona izay afaka manao hetsika.
|
||
|
|
||
|
# misy ny fampidirana fahatokiana tsara kokoa
|
||
|
|
||
|
"Andriamanitra nanome antsika antony tsara kokoa ny mba hanana fahatokisana"
|
||
|
|
||
|
# misy ny fampidirana fahatokiana tsara kokoa ho an'ny ho avy izay hanatonantsika an'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
Ny fahatokisana ny amin'ny ho avy dia resahina toy ny hoe zavatra izay tsy maintsy andehanan'ny olona mba hafahana manatona an' Andriamanitra. DH: "Andriamanitra nanome antony tsara kokoa antsika mba hananana fahatokisana Aminy, satria Izy mahatanteraka izany ho antsika mba ho tonga eo akaikiny"
|
||
|
|
||
|
# hanatonantsika an'Andriamanitra
|
||
|
|
||
|
Ny fiderana an'Andriamanitra sy fananana ny fankasitrahany, dia resahina toy ny hoe hetsika izay andehanana eo akaikiny.
|