forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
641 B
Markdown
16 lines
641 B
Markdown
|
# Fampahafantarana ami'ny anakapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra manova fampisainana maro eo amin'ny lisitry ny fiainana.
|
||
|
|
||
|
# Fa ny zava-drehetra dia efa voatondro amin'ny fotoany, ary ny vanim-potoana ho amin'ny tanjona tsirairay
|
||
|
|
||
|
ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary dia natambatra ho fanamafisana.
|
||
|
|
||
|
# ahaterahana ary... ahafatesana... hamonoana ary... hanasitranana
|
||
|
|
||
|
Ireo dia fomba fijery samihafa isan-karazany eo amin'ny fiainana ho famaritana avy amin'ny zavatra iray tafahoatra.
|
||
|
|
||
|
# fotoana hamokarana
|
||
|
|
||
|
Mety midika hoec 1) "fotoana hamokarana" na 2) "fotoana hanalana ahi-dratsy" na 3) "fotoana hanongotana."
|