plt_tn/dan/05/17.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Aoka ho anao ihany ny fanomezanao, ary
"Tsy tiako ireo fanomezanao, ka"
# ny vahoaka rehetra, ny firenena, ary ny fiteny samihafa
Io andian-teny io dia mampiasa ny hoe "rehetra" tahaka ny filazana ankapobeny fa maneho isa be dia be. DH: "Vahoaka, firenen-tsamihafaa ry fiteny maro an'isa"
# ny vahoaka, ny firenena, ary ny fiteny samihafa
Eto ny hoe "firenena" sy "fiteny" dia maneho vahoaka avy any amin'ny firenen-tsamihafa izay miteny fiteny samihafa. Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 3:3. DH: "vahoaka avy any amin'ny firenen-tsamihafa sy izay miteny fiteny samihafa"
# nangovitra sy natahotra azy
Ireo andian-teny ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary mampisongadina ny hamafisan'ny tahotra. DH: "natahotra mafy azy"
# Namono izay tiany hovonoina izy
Io andian-teny io dia tsy midika hoe i Nebokadnezara mihitsy no namono ny vahoaka, fa kosa izy no nandidy. DH: "Nandidy ireo miaramilany hamono ireo izay tiany hovonoina i Nebokadnezara."
# Nasandrany izay tiany
"Nasandrany izay tiany hisandratra"
# tiany... niriany
Ireo teny ireo eto dia midika zavatra mitovy.