forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# nandroba ny toby (nandroba ny tobin'ireo)
|
||
|
|
||
|
Izany no ilazana ny fangalarana ny zavatry ny tafika resy.
|
||
|
|
||
|
# Ka namidy ho sekely iray ny koba tsara toto eran'ny famarana, ary sekely iray ny vary hordea roa famarana
|
||
|
|
||
|
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Ka namidin'ny olona ho sekely iray ny koba tsara toto eran'ny famarana ary sekely iray ny vary hordea roa famarana"
|
||
|
|
||
|
# koba tsara eran'ny famarana ... vary hordea roa famarana
|
||
|
|
||
|
Ny iray famarana dia mitovy amin'ny 7 litatra. DH: "koba tsara toto 7 litatra ... vary hordea 14 litatra"
|
||
|
|
||
|
# sekely iray
|
||
|
|
||
|
Ny sekely iray dia mari-pandrefesana mitovy amin'ny 11 grama eo ho eo. DH: "volafotsy 11 grama eo ho eo" na "volafotsy madinika iray"
|
||
|
|
||
|
# araka ny efa voalazan'ny tenin'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "teny" dia ilazana an'i Yaveh. DH: "araka ny ny voalazan'i Yaveh"
|
||
|
|
||
|
# ilay lehiben'ny mpiambina izay akaiky azy
|
||
|
|
||
|
Ny kapiteny lehibe izay mpanampy manokan'ny mpanjaka dia tena akaikin'ny mpanjaka. DH: "ilay kapiteny akaikin'ny mpanjaka" na "ilay kapiteny izay mpanampy manokan'ny mpanjaka manokana"
|
||
|
|
||
|
# voahitsakitsak'ireo vahoaka
|
||
|
|
||
|
Niara-nirohotra ireo vahoaka mba hahazo sakafo tao amin'ny toby ary natosik'izy ireo ilay lehilahy ka voatsakitsaka izy ary maty.
|