forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
212 B
Markdown
4 lines
212 B
Markdown
|
# Fa tsy ho hitan'ny tanan'i Saoly raiko ianao
|
||
|
|
||
|
Eto ny "tanana'' dia ilazana an'i Saoly sy ny fahefany. DH: "Fa tsy hahita anao i Saoly raiko" na "Fa tsy ho afaka ny hanana fahefana aminao mihitsy i Saoly raiko"
|