forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
704 B
Markdown
16 lines
704 B
Markdown
|
# Tsy nitandrina ny didin'i Yaveh Andriamanitrao
|
||
|
|
||
|
Tsy maintsy niandry an'i Samoela i Saoly mba ho avy ary hanao ny soron'ny fanatitra dorana ho an'Andriamanitra. Tsy tokony manao ilay sorona samirery izy.
|
||
|
|
||
|
# nametrahan'i Yaveh ny fanapahanao
|
||
|
|
||
|
"namela ny fanjakanao" na "nanendry ny fanjakanao"
|
||
|
|
||
|
# tsy hitohy ny fanapahanao
|
||
|
|
||
|
Io fanalefahan-teny io dia azo adika hoe DH: "ho tapitra tsy ho ela ny fanapahanao"
|
||
|
|
||
|
# lehilahy iray araka ny fony ihany
|
||
|
|
||
|
Eto ny "fo" dia maneho ny faniriana na ny sitrapon'Andriamanitra. Ny andian-teny hoe "lehilahy iray araka ny fony ihany" dia fomba fiteny izay midika hoe olona izay manao izay irian'i Yaveh. DH: "lehilahy izay araka ny tiany" na "lehilahy izay mankatoa azy"
|