forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
625 B
Markdown
16 lines
625 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin’ny ankapobeny:
|
|||
|
|
|||
|
Manohy miteny amin'i Jeroboama izay nolazain'i Yaveh i Ahia.
|
|||
|
|
|||
|
# Haka anao Aho
|
|||
|
|
|||
|
Eto ny teny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh ary ny teny hoe "anao" dia manondro an'i Jeroboama.
|
|||
|
|
|||
|
# izay marina eo imasoko
|
|||
|
|
|||
|
Ny teny hoe "maso" eto dia sarinteny hilazana ny hevitry ny olona. Izany dia fomba fiteny iraisana. Jereo ny fomba nandikanao izany andianteny izany tao amin'ny 11:31.
|
|||
|
|
|||
|
# hanangana trano azo antoka ho anao
|
|||
|
|
|||
|
Ny andianteny hoe "hanangana trano" dia sarinteny hilazana ny fametrahana ireo taranaka nanomboka tamin'izany fotoana izany. DH: "nametraka ny fanjakana maharitra ho anao"
|