plt_tn/1ch/22/11.md

16 lines
367 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mitohy miresaka amin'i Solomona i Davida
# Ankehitriny
mampiasa io teny io i Davida mba hampahafantarany zavatra manan-danja izay efa lazainy.
# Hanorina anie ianao
D.H: "Hahomby amin'ny fitarihanan ny fanorenana anie ianao."
# rehefa mametraka anao hiasa eo amin'Israely Izy
"rehefa manao anao ho mpanjakan'Israely izy."