\v 29 Ndreka afaka ny fijalena amin'io andro io de ho mizigna ny masoandro, tsy hagnome hazavana ny volana, hilatsaka avy an-ndanitra agny ny kintagna, sady hiozongozogna ny herin'ny lanitra.