xmw_rom_text_reg/13/11.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 11Noho zany, hainareo ny fotoagna, fa afa fotoagna hinjonanareo amin'ny toromaso edy zeo. Fa avaizo afa marikitry noho zay nankatovintsika tamin'ny voaloahany ny fagnavotagna atsika. \v 12Avy ny aligny, avakeo marikitry ny andro. Noho zany, alôhy hariagna reo asan'ny maïzigny, avakeo alôhy atsika hisikigny ny fiadian'ny fahazavagna.