xmw_rom_text_reg/13/08.txt

1 line
493 B
Plaintext

\v 8Aza managna trosa na amin-jôvy na amin-jôvy, afa-tsy ny fifankatiavagna fôgna. Fao zay tià ny magnodidigny azy dia nahantatairaka ny lalàgna: \v 9Fôntry reo didy: "Aza magnalatra vadin'ôlogno, aza mamono ôlogno, aza mangalatra, aza magniry," ary izy koa misy didy hafa ankoatrany reo koa, dia voafehy amin'ny tô fehezanteny tô zany: "Tiavo ny namanao karaha haigninao koa."\v 10Ny fitiavagna dia tsy mandratra ny magnodidigny; noho zany, fitiavagna no fahatantirahan'ny lalàgna.