xmw_rom_text_reg/03/25.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 25 \v 26 Fa zagnahary nangnomia an'i Kristy Jesôsy ho fagnomaizagna amin'ny alalan'ny finoagna ny liony. nohon'ny tsy fizahavagna any ota tagny alôha amin'ny faharaitagna. Nitranga zany jiaby zany ho fagnambaragna ny fahamarignany amin'ny tô fotoagna avaizo tô. Zany hahavitany magnaporofo fa mahitsy ny haigniny, avakeo mbô hagnambaragna fa Izy dia magnamarigny ny jiaby nohon'ny finoagna an'i Jesôsy.