xmw_rom_text_reg/02/25.txt

1 line
534 B
Plaintext

\v 25 Fa mahazo tômbony amin'ny famoragna tatô areo izy koa mankatô ny lalàgna, fao raha mandika ny lalàgn areo, dia lasa tsy voafora na dia afa voafora aby areo. \v 26 Nohon'zany, raha ôlogno tsy voafora no mitandrigny zay takin'ny lalàgna, tsy hatao ho agnisan'ny voafora moa izy na dia tsy voafora aby? \v 27 Ary tsy ho helohin'ny lehy araiky zay mifora ara-bojagnahary moa areo izy koa mitandrigny ny lalàgna izy? Zany dia satria managna ny lalàgna voasaoratra ndraiky famoràgna areo, naifa mbôla mandiniky ny lalàgna!