xmw_rom_text_reg/16/19.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 19 Fao ny ôhatrareo amin'ny fankatoavagna dia tafita agny amin'ny tsiraikiraiky. Noho zany, ravoravo zaho, ny aminareo, fao tiàko mbô ho hendry amin'ny zay tsara areo, aveo tsy hanan-tsigny amin'ny zay ratsy.\v 20 Zagnaharin'ny fiadanagna hagnôtohôto an'i Masantôko akeo ambanin'ny hongotroareo afaka fotoagna fohy. Ho aminareo anie ny fahasoavan'i Tompontsika Jesôsy Kristy.