1 line
357 B
Plaintext
1 line
357 B
Plaintext
\v 12 Magnanaova veloma an'i Tryfena ndraiky Tryfosa, zay miasa mafy akao amin'ny Tompo. Arabay Perysa tiàko, zay niasa mafy tao amin'ny Tompo. \v 13 Manaova veloma an'i Rofosy, zay voafidy tao amin'ny Tompo, ndraiky ny nininy maha niniky. \v 14 Magnanaova veloma an'i Asynkrito, Flegona, Hermesy, Patroba, Herma, aveo reo rahalahy zay miaraka tamin-jareo. |