xmw_rom_text_reg/05/20.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 20 Fao tonga tao amin'ny zany ny lalàgna, mbô ho gaida ny fahadisogna. Naifa raha nahay gaida ny fahotagna, dia vao maika nahay gaida ny fahasoavagna. \v 21 Nisy zany mbô karaha ny nanjakan'ny fahotagna tamin'ny fahafataisagna, dia karaha zany koa no hanjakan'ny fahasoavagna amin'ny alalan'ny fahamarinagna ho amin'ny fainagna bariky ditany amin'ny alalan'ny Jesôsy Kristy Tompontsika.