1 line
323 B
Plaintext
1 line
323 B
Plaintext
\v 8 Fa hoan-jareo zay mitady ho an'ny haigniny, zay tsy mankatoa ny marigny fao mankatoa ny tsy fahamarinagana, dia hoavy ny fahatezairagna sy ndraiky fasiàhagna. \v 9 Zagnahary dia hitondra fahoriagna aveo fahantragna amin'ny fagnahin'ôlogno jiaby zay nagnano ratsy, amin'ny jiosy alaohaka aveo amin'ny grika fogna koa. |